Commentaires pour L'Express de Madagascar https://www.lexpressmada.com Sat, 17 Nov 2018 16:12:02 +0000 hourly 1 https://wordpress.org/?v=4.9.8 Commentaires sur Fin de la navette à l’aéroport Ivato par emma https://www.lexpressmada.com/07/12/2016/fin-de-la-navette-a-laeroport-ivato/#comment-12555 Sat, 17 Nov 2018 16:12:02 +0000 http://www.lexpressmada.com/?p=14815#comment-12555 Bien sûr c’etait trop commode et peu onereux:vite !,à éliminer c’etait trop simple!!!

]]>
Commentaires sur Blocs pétroliers – Ouverture des licences d’exploration par Tonton Ja https://www.lexpressmada.com/17/11/2018/blocs-petroliers-ouverture-des-licences-dexploration/#comment-12552 Sat, 17 Nov 2018 14:29:23 +0000 https://www.lexpressmada.com/?p=72050#comment-12552 Harena be ho an’i Madagasikara io raha voatrandraka @fomba ara-dalàna. Mila mahay misafidy ny mpiara-miasa aminy zany ny OMNIS mba tsy ny vahiny indray no hanjakazaka @zao

]]>
Commentaires sur Élection – Le second tour se précise par Tonton Ja https://www.lexpressmada.com/16/11/2018/election-le-second-tour-se-precise/#comment-12551 Sat, 17 Nov 2018 14:22:27 +0000 https://www.lexpressmada.com/?p=71973#comment-12551 Efa roso tsika zalah reto ka tsa miverin tsun ah! Madagasikara mandroso no tanjona fa tadidio.

]]>
Commentaires sur Présidentielle – Les candidats snobent la Ceni par Tonton Ja https://www.lexpressmada.com/16/11/2018/presidentielle-les-candidats-snobent-la-ceni/#comment-12550 Sat, 17 Nov 2018 14:17:16 +0000 https://www.lexpressmada.com/?p=71956#comment-12550 Raha tsy mahaleo tena ity rantsana ity dia efa ela no rodana tanteraka, voafehiny tsara ny asany alou hatreto, nefa mila ny fiaraha-miasa avy @rehetra izy mba hahatontosany sy hampisy vokatra tsara ny andraikitra tanterahiny

]]>
Commentaires sur Formation Maroy – La présidentielle au centre des débats par Tonton Ja https://www.lexpressmada.com/17/11/2018/formation-maroy-la-presidentielle-au-centre-des-debats/#comment-12549 Sat, 17 Nov 2018 14:10:58 +0000 https://www.lexpressmada.com/?p=72019#comment-12549 Manana andraikitra lehibe tokoa ny tanora manoloana ny zava-misy @zao ary mila miara-miombom-peo mba hisian’ny tena fandrosoanan’ny firenena.

]]>
Commentaires sur Conjoncture – Erick Rajaonary et Serge Imbe appellent à l’apaisement par Tonton Ja https://www.lexpressmada.com/17/11/2018/conjoncture-erick-rajaonary-et-serge-imbe-appellent-a-lapaisement/#comment-12548 Sat, 17 Nov 2018 14:01:55 +0000 https://www.lexpressmada.com/?p=72053#comment-12548 Misy ny kandidà mahay tonga saina ary mahatsapa ny fijalian’ny vahoaka @ hasoparana ataon’ny sasany.

]]>
Commentaires sur Hery RAKOTOMANANA – « Ne nous imposez pas vos calculs politiques » par Tonton Ja https://www.lexpressmada.com/17/11/2018/hery-rakotomanana-ne-nous-imposez-pas-vos-calculs-politiques/#comment-12547 Sat, 17 Nov 2018 13:53:14 +0000 https://www.lexpressmada.com/?p=72051#comment-12547 Tsy miankina, tsy voavidim-bola fa tena vonona ny hiasa ho an’ny vahoaka na dia be mpanakihana sy mpitsikera aza. Andraikitra lehibe tokoa no napetraka t@ CENI ary mbola ho mafy ny asany @ 2è tour koa mila ny fanohanantsika h@ farany izy ireo

]]>
Commentaires sur Présidentielle – L’Armée avertit les éventuels trublions par Tonton Ja https://www.lexpressmada.com/17/11/2018/presidentielle-larmee-avertit-les-eventuels-trublions/#comment-12546 Sat, 17 Nov 2018 13:48:10 +0000 https://www.lexpressmada.com/?p=72033#comment-12546 Tsy ny fanenjehan dahalo ihany no tena ilàna ny mpitandro ny filaminana, fa ny toy izao koa raha sanatria ka mitady hihoa-pefy @ fanohitohinana ny fiainam-pirenena.

]]>
Commentaires sur Hery RAKOTOMANANA – « Ne nous imposez pas vos calculs politiques » par Harena https://www.lexpressmada.com/17/11/2018/hery-rakotomanana-ne-nous-imposez-pas-vos-calculs-politiques/#comment-12545 Sat, 17 Nov 2018 13:18:35 +0000 https://www.lexpressmada.com/?p=72051#comment-12545 Misy mihitsy ireo manaonao foana ka afatrany any amin’ny CENI ny rihatra, amiko izany ve no olona mendrika itondra firenena, ary ny tena marina isika vahoaka foana anie no sorona amin’ilay zavatra eh, tokony esorina amin’izay izany toe-tsaina tsy mampandroso izany eto amin’ny firenena.

]]>
Commentaires sur Présidentielle – L’Armée avertit les éventuels trublions par Harena https://www.lexpressmada.com/17/11/2018/presidentielle-larmee-avertit-les-eventuels-trublions/#comment-12544 Sat, 17 Nov 2018 13:15:46 +0000 https://www.lexpressmada.com/?p=72033#comment-12544 Averiko hatrany fa filaminana izao no tadiavin’ny firenena ary izay no tokony hipetraka eto amin’ny firenena, fa tsy korontana lava anareo mpamboly korontana ireo. Fotoana efa fampandrosoana izao fa tsy fanemorana intsony.

]]>