L'Express de Madagascar

Filazana manjo : Lala ANDRIAMANAMISATA

Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny Malalanay :

Lala ANDRIAMANAMISATA

 

dia nodimandry tampoka ny Alarobia 1 Jona 2016 tany Johannesburg teo amin’ny faha-51 taonany.

Hoy :

Ny fahatongavan’ny Razana dia ho lazaina amin’ny manaraka.