Filazana manjo : Lala ANDRIAMANAMISATA


Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny Malalanay :

Lala ANDRIAMANAMISATA

  dia nodimandry tampoka ny Alarobia 1 Jona 2016 tany Johannesburg teo amin’ny faha-51 taonany. Hoy :
  • Ny Vadiny : Lalao Valérie ANDRIAMANAMISATA RAZAFINDRATOVO
  • Ny Zanany : Liana ANDRIAMANAMISATA
    • Toky ANDRIAMANAMISATA
    • Miora ANDRIAMANAMISATA
  • Ny Reniny : Marie Aimée RABEHAJA
  • Ny Iray Tampo aminy : Bao Gisèle sy Colin ALEXANDER ary ny zanany
  • Ny Iray tampo amin’ny Vadiny : Vola sy Mathieu MONNIN ary ny zanany
    • Haingo sy Andrianjo RAZANAMASY ary ny zanany
    • Fara RAZAFINDRATOVO sy ny zanany
    • Haga RAZAFINDRATOVO sy Cathy LEMARCHAND ary ny zanany
    •   Eva Mihanta sy Thierry RAZANAHOERA ary ny zanany
  • Ny Iray Tampo amin’ny Rainy
  • Ny Iray Tampo amin’ny Reniny
  • Ny Fianakaviana manontolo
Ny fahatongavan’ny Razana dia ho lazaina amin’ny manaraka.          
Plus récente Plus ancienne