Envoyer à un ami
Mon adresse e-mail :
Adresse email incorrect
Mon prénom et mon nom :
Remplir votre nom et prénom
L'adresse e-mail de mon ami(e) :
Adresse email incorrect
Commentaire pour mon ami(e) :
Mail envoyé avec succès.
FRAM
Nangataka famotsorana ilay mpitam-bola
Nirohotra niaro sy niady ary nangataka famotsorana ilay mpitahiry volan'ny fikambanan'ny ray aman-drenin'ny mpianatra (FRAM) ao amin'ny EPP Anosipatrana teny amin'ny sampan-draharaha misahana ny ady heloka be vava teny Anosy omaly ireo mpampianatra tao amin'io sekolim-panjakana io. Ny fahatsapan'ireo mpampianatra ireo izany ho fanendrikendrehana no antony nanaovan'izy ireo izany fangatahana famo­tsorana io mpitahiry volan'ny FRAM io izany.
« Mamoaka vola an-tsokosoko tsy misy fanamarinana io mpitahiry volan'ny FRAM io. Vokatr'izany dia tsy misy intsony ny vola ao amin'ny tahiry ahafahana mandoa ny karama ho an'ireo mpampianatra FRAM. Rariny raha toriana vokatr'izany toetra tsy mendrika izany io tompon'andraikitra io », hoy Razafindrainibe Mamitiana, filohan'ny FRAM eny amin'ny EPP Anosipatrana.
« Tsy rariny ny fitoriana sy ny fitazonana io mpitahiry volan'ny FRAM Anosipatrana io ka angatahanay mba havoaka. Ny filohan'ny FRAM izay tsy mijanona namoaka vola ho amin'ny fandaniana tsy dia misy antony sady tsy ao anatin'ny teti-bola notapahan'ny be sy ny maro no tokony hatao izany na izy rehetra miaraka », raha ny nambaran'ireo mpampianatra tonga teny Anosy.
Efa tafavoaka soa aman-tsara teny Anosy io mpitahiry volan'ny FRAM io. Tsy mijanona hatreo anefa ny raharaha fa mbola hisy ny fivoriam-ben'ireo ray aman-drenin'ny mpianatra sy ny mpampianatra ary ny tompon'andraikitry ny sekoly anio mba hijerena izay zavatra tokony hatao.
Volana Rakotoharimanana
Réagissez
L'Express se réserve de publier ou pas vos réactions.
3000 caractères restants
Déjà abonné
Adresse mail:
Mot de passe:
Pas encore inscrit sur le site
s'inscrire ici
  • [ N° 5227 - 19/05/2012 ]
    Ambodimita - Mpampanofa kojakojana fiara hotsaraina
  • [ N° 5226 - 18/05/2012 ]
    Andohamandry - Foto-drafitr'asa avy amin’ny kaominina
  • [ N° 5225 - 16/05/2012 ]
    ANTANANARIVO - Entina sy alaina sary ny fiara tsaraina
  • [ N° 5223 - 14/05/2012 ]
    Fitaterana an-drenivohitra - Tsy hitokona ny mpitatitra
  • [ N° 5222 - 12/05/2012 ]
    Fitaterana - Tsy nahomby ny fifampidinihana
  • [ N° 5221 - 11/05/2012 ]
    Fitaterana - Mihena ny hofana fiara voaray
À voir aussi dans L'Express de Madagascar aujourd'hui
Les auteurs d'un hold-up identifiés
Des vidéos captées par les caméras de surveillance du bureau de change Le Pacifique, ont permis d'identifier les auteurs du hold-up. Des agents de sécurité ont été écroués.
Naufrage d’un Kwassa-Kwassa
Un kwassa kwassa en provenance d'Anjouan a fait naufrage, samedi au large de Mayotte. Bilan, 5 morts, 15 disparus et 19 rescapés,
Début de la vaccination des bovidés
La région veut faire de l'élevage bovin l'un des facteurs de son développement éco­nomique. Elle compte vacciner au moins 80% du cheptel contre les épizooties.
Vingt arrestations et six blessés
Free FM a draîné du monde à Ambohijatovo. Les forces de l’ordre ont vivement réagi.
Nos autres Titres

Presse
Code de déontologie des publications de L'Express de Madagascar

 

Puisque la liberté de la presse découle de deux droits humains fondamentaux, la liberté d’expression et le droit à l’information, elle nous donne des droits. Droits que nous ne saurons séparer des devoirs et responsabilités inhérents à la profession du journaliste. Le respect des droits d’autrui, les valeurs démocratiques, l’ordre public et le bien-être général sont les seules limites que nous nous imposons. Le code de déontologie du Groupe L’Express de Madagascar que nous présentons aujourd’hui, à l’occasion de la Journée mondiale de la liberté de la presse, définit les grandes lignes des principes que nous nous efforçons de respecter dans l’exercice de notre métier.

A lire aussi
Question pour les médias
C’est un sujet qui ne pouvait pas être passé sous silence. Le forum turco-africain des médias a été l’occasion pour ...
Mahajanga à feu et à sang
Le roi Andriantsoly de Boeny, frustré par le général Ramanetaka, gouverneur merina de Mahajanga, réunit ses fidèles ...
Newsletter
L'Express en ligne , recevez notre newsletter quotidienne, commentez nos articles
Consultations
LEMURECORDS