Envoyer à un ami
Mon adresse e-mail :
Adresse email incorrect
Mon prénom et mon nom :
Remplir votre nom et prénom
L'adresse e-mail de mon ami(e) :
Adresse email incorrect
Commentaire pour mon ami(e) :
Mail envoyé avec succès.
Actualité Madagascar » Malagasy » EPP Anosipatrana
EPP Anosipatrana
Tsy nety nampianatra ireo mpanabe
Ralamboarisoa Regina, nandray fepetra hampianatra « cours » ny zanany manoloana ny zava-misy eny amin'ny EPP Anosipatrana (Sary Rakotondrazaka Hery)
Nijorojoro fotsiny tao amin'ny efitrano fianarana ireo mpampianatra sasany, omaly maraina. Ny tsy mbola nahazoan'izy ireo ny karamany no antony nanaovan'izy ireo izany.
Lasibatry ny hetraketraky ny hafa. Nidongy tsy nety nampianatra fa nijorojoro fotsiny tao an-tsekoly ireo mpampianatra FRAM sasany eo anivon'ny EPP Anosipatrana, omaly maraina. Noho ny tsy mbola nahazoan'izy ireo ny vola karamany avy amin'ny la­tsak'emboka naloan'ireo ray aman-drenin'ny mpianatra teny an-toerana no antony nahatonga azy ireo nanatanteraka izany.
Manoloana izany, dia manentana ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny ireo ray aman-drenin'ny mpianatra mba handray andraikitra, satria lasibatra foana amin'ny raharaha toy izany ireo ankizy manovo fianarana ao amin'io sekoly io isan-taona.
Hamaha olana
« Nilaza ireo tompon'andraikitry ny FRAM fa hamaha ny olana anio (omaly). Mbola tsy nisy anefa izany ka dia hanao fanamarinam-pahatongavana fotsiny no anton-dianay aty fa tsy hampianatra. Miandry ny fivoahan'ny volanay sy ny vahaolana atolotry ny tompon'andraikitra izahay. Lany sy tsy hita ary tsy voamarina hoe lasa aiza man­tsy ny vola natokana ho karamanay mpampianatra FRAM, nanomboka volana janoary mandra-pahatapitry ny taom-pianarana, izay mitentina sivy tapitrisa ariary », raha ny nambaran'ireo mpampianatra.
« Zary lasa lasibatra foana amin'ilay resa-bola ato amin' ny sekoly ny ankizy. Tsy afaka ny hanery ireo mpampianatra ny hiasa anefa izahay satria olona mitady sy miady toa anay ihany koa izy ireo. Ireo tompon'andraikitra voakasik'izany no mba iangaviana hijery ifotony ny olana sy hamaha izany », raha ny fanamarihana nataon-dRalamboari­soa Regina Clémence, ray aman-drenina mpianatra iray ao amin'io EPP Anosi­patrana io.
Tsy mbola fantatra mazava ny tena marina momba ity resaka latsak'emboky ny FRAM ao amin'ity sekoly ity. Samy manana ny filazany mantsy ireo olona voakasik'izany. « Ny filoha'ny FRAM mihitsy no manao zavatra tsy mazava. Voatahiriko daholo mantsy ireo taratasim-bola rehetra nihodina, na ireo niditra na ireo nivoaka. Mitsivalana amin'ny firosoana amin'ny fanamarinana izany fitantanam-bola izany foana anefa io filohan'ny FRAM io », hoy ny mpitahiry volan'ny FRAM, Razafi­herisoa Nirina.
« Io mpitahiry vola io sy ireo mpampianatra namany no manodikodina ny volan'ny ray aman-drenin'ny mpianatra », hoy kosa ny tatitra azo avy amin'ireo ray aman-drenin'ny mpianatra, araka ny nambaran'ny filohan'ny FRAM eny an-toerana. Tsy hita ary tsy afaka mba iresahana izany rehetra izany koa io filohan'ny FRAM eny amin'ny EPP Anosipatrana io.
Volana Rakotoharimanana
Réagissez
L'Express se réserve de publier ou pas vos réactions.
3000 caractères restants
Déjà abonné
Adresse mail:
Mot de passe:
Pas encore inscrit sur le site
s'inscrire ici
  • [ N° 5227 - 19/05/2012 ]
    Ambodimita - Mpampanofa kojakojana fiara hotsaraina
  • [ N° 5226 - 18/05/2012 ]
    Andohamandry - Foto-drafitr'asa avy amin’ny kaominina
  • [ N° 5225 - 16/05/2012 ]
    ANTANANARIVO - Entina sy alaina sary ny fiara tsaraina
  • [ N° 5223 - 14/05/2012 ]
    Fitaterana an-drenivohitra - Tsy hitokona ny mpitatitra
  • [ N° 5222 - 12/05/2012 ]
    Fitaterana - Tsy nahomby ny fifampidinihana
  • [ N° 5221 - 11/05/2012 ]
    Fitaterana - Mihena ny hofana fiara voaray
À voir aussi dans L'Express de Madagascar aujourd'hui
Iraimbilanja en cinq chansons
L'un des groupes phares des années '80, Iraimbilanja, malgré des débuts laborieux, a atteint les sommets. Leur histoire en cinq chansons.
Début de la vaccination des bovidés
La région veut faire de l'élevage bovin l'un des facteurs de son développement éco­nomique. Elle compte vacciner au moins 80% du cheptel contre les épizooties.
Vingt arrestations et six blessés
Free FM a draîné du monde à Ambohijatovo. Les forces de l’ordre ont vivement réagi.
Assainissement du lac Anosy
Malgré le contexte vécu sur terrain samedi, des jeunes bénévoles ont pu nettoyer le lac Anosy. Des actions de sensibilisation sont à faire pour préserver les acquis.
Actualité Madagascar » Malagasy » EPP Anosipatrana
Nos autres Titres

Presse
Code de déontologie des publications de L'Express de Madagascar

 

Puisque la liberté de la presse découle de deux droits humains fondamentaux, la liberté d’expression et le droit à l’information, elle nous donne des droits. Droits que nous ne saurons séparer des devoirs et responsabilités inhérents à la profession du journaliste. Le respect des droits d’autrui, les valeurs démocratiques, l’ordre public et le bien-être général sont les seules limites que nous nous imposons. Le code de déontologie du Groupe L’Express de Madagascar que nous présentons aujourd’hui, à l’occasion de la Journée mondiale de la liberté de la presse, définit les grandes lignes des principes que nous nous efforçons de respecter dans l’exercice de notre métier.

A lire aussi
Question pour les médias
C’est un sujet qui ne pouvait pas être passé sous silence. Le forum turco-africain des médias a été l’occasion pour ...
Mahajanga à feu et à sang
Le roi Andriantsoly de Boeny, frustré par le général Ramanetaka, gouverneur merina de Mahajanga, réunit ses fidèles ...
Newsletter
L'Express en ligne , recevez notre newsletter quotidienne, commentez nos articles
Consultations
LEMURECORDS