Accueil
Edition n° 4565 du 16-03-2010
Archives  

16-03-2010
  Sommaire
  Politique
  Economie
  Social
  Faits divers
  Malagasy
  Culture
  Sport
  Région
  Océan Indien

Dossier
Reportage



  Humeur
  Expression
  Chronique de Vanf
  Idées et débats
  Courrier des lecteurs

  Notes du passé
  Jadis et naguère



 Avions
 Météo
 Nécrologie
 Taux de change


Nous contacter


MALAGASY

Soanierana - Olona iray voatifitry ny mpandroba
Rehefa narahin'ireo jiolahy ny fiara nitondra ity karana dia notifiriny nony tonga teo Soanierana

 
Ny asabotsy tamin'ny 9 ora maraina teo no niseho ny fandrobana.
Voatifitra teo amin'ny tongony sy ny sandriny ilay mpamily ary nahitana diam-bala anankitelo ilay fiara.
Raha araka ny bala hita dia Kalaky no nampiasain'ireto jiolahy ireto. Olona efatra no voalazan'ireo nahita fa namoaka ilay karana avy ao anaty fiara ary nisintona ilay kitapo teny an-tanany.
Nanao fanamiana
Araka ny fanamarihan'ireo olona nanatri-maso ihany dia nisaro-tava ary nanao fanamian'ny mpitandron'ny filaminana ireo olona nandroba ireo.
Rehefa azon'izy ireo ilay kitapo izay nomarihin'ny tompony fa tsy nisy vola betsaka tao anatiny, dia lasa izy ireo nanao tari-dositra nandeha fiara sady nanambana basy ireo olona nanodidina. Ilay mpamily kosa nentina avy hatrany teny amin'ny hopitaly hahazo ny fitsaboana noho ny ratra nahazo azy.
 
Lilia Rajaonah
Date : 08-02-2010
- Envoyer cet article à un ami | - Imprimer cet article

Autres titres





 




Statistique
Vous êtes le 1502ème visiteur du jour.
Il y a en ce moment 738 visiteurs en ligne.

© 2006 - Tous droits résérvés - L'Express de Madagascar
Site réalisé et maintenu par Hexagone Madagascar