Accueil
Edition n° 4562 du 12-03-2010
Archives  

12-03-2010
  Sommaire
  Politique
  Economie
  Social
  Faits divers
  Malagasy
  Culture
  Sport
  Région
  Océan Indien

Dossier
Reportage



  Humeur
  Expression
  Chronique de Vanf
  Idées et débats
  Courrier des lecteurs

  Notes du passé
  Jadis et naguère



 Avions
 Météo
 Nécrologie
 Taux de change


Nous contacter


MALAGASY

Sabotsy-Anjiro
Nianatra namaky teny sy nanoratra ny olon-dehibe

 
Olon-dehibe manodidina ny 40 taona no miakatra no indray nampianarina namaky teny sy nanoratra tao amin’ny faritra Sabotsy-Anjiro. Ny fiangonana FJKM ao an-toerana no nikarakara izany tamin’ny alalan’ny tetik’asa « Sambatra ny mahavaky teny ». Ny faran’ny volana oktobra lasa teo no nanolorana azy ireo ny taratasy mari-pankahasitrahana tamin’izany.
Navitrika ireo olon-dehibe ao amin’ity faritra ity nanaraka ny fampianarana, satria saika ny 80 %-n’izy ireo no nazoto nanao izany ary nahafehy tsara ny fampianarana. Efa-bolana teo no niatrehan’izy ireo izany.
Hotohizana amin’ny famondronana isaky ny fokontany azy ireo ny asa, ka hisy ny fanatanterahana fihariana iombonana. Eo ihany koa ny fiompiana kisoa sy ny fananganana fikambanana tantsaha telo izay hotohanan’ny mpamatsy vola.
Ny tanjona dia ny hirotsahan’ireo izay vao mahay mamaky teny sy manoratra eo amin’ny sehatry ny fampandrosoana. Hitohy amin’ny faritra hafa moa izao fampianarana ny olon-dehibe izao.
 
Nirina Rakotoson
Date : 07-11-2009
- Envoyer cet article à un ami | - Imprimer cet article

Autres titres





 




Statistique
Vous êtes le 48359ème visiteur du jour.
Il y a en ce moment 840 visiteurs en ligne.

© 2006 - Tous droits résérvés - L'Express de Madagascar
Site réalisé et maintenu par Hexagone Madagascar