 03-09-2010

Humeur | Expression | Chronique de Vanf | Idées et débats | Courrier des lecteurs |

| MALAGASY
Vaovao tapatapany |
Tetsy sy teroa |
|
Nandeha ny tsenan'ny fitafiana. Afa-po, araka izany tamin'ireo mpividy ny mpivarotra tamin'iny fetin'ny ray iny. Saika nifanotohofan'ny mpividy avokoa ireo magazay na fivarotana misy karazam-pitafiana ho an'ny lehilahy. Tsy ny fitafiana ihany anefa no nahitàna izany fa na ireo karazan-javatra azo hatao fanomezana ho an'ny lehilahy ihany koa aza.
Miaramila voatsindron'antsy. Omaly maraina izy ity no namoy ny ainy tao amin'ny hopitaly Ravoahangy Andrianavalona. Teny Analakely izy no voatsindron' antsy. Voa teo amin'ny feny havia. Betsaka vokatr'izany ny fahaverezan-drà taminy ka izay no tsy voatana ny ainy.
Nangonin'i
|
Nirina Rakotoson
Date : 22-06-2009 |
|
|
|
Statistique |
Vous êtes le 6989ème visiteur du jour.
Il y a en ce moment 206 visiteurs en ligne.
|
|
|