Fiainana Mpanakanto | L'Express de Madagascar – Actualités en direct sur Madagascar
ARCHIVE
Mily-Antoine-Clément-fantatra-amin'ny-anarana-hoe-Mily-Clément-eo-amin'ny-sehatry-ny-mozika
03.12.2016 | 7:22
Niezaka i Mily Clément na tsy manana BEPC aza

MPANAKANTO NANANA NY LAZANY, NANDRITRA NY LALAON’NY NOSY TAMIN’NY TAONA 1990, TAMIN’ILAY HIRA «TSY MORAMORA MITADY VOLA». NA NIPOITRA AVY AMIN’NY FIANAKAVIANA SAHIRANA AZA, TSY NANAKANA AN’I MILY CLÉMENT TSY HIOITRA TEO AMIN’NY FIAINANA NY TSY FAHAFAHANY NANOHY NY FIANARANY, NOHO NY MOZIKA SY NY FAHASAHIRANANA. TSY MITSAHATRA NY MIEZAKA ANEFA IZY MBA HANARENANA IO LAFIM-PIAINANA IO, KA MAHATONGA AZY MANOHY MIANATRA HATRANY. NIFANERASERA TAMIN’NY MPANAKANTO MARO I MILY CLÉMENT ARY I JAOJOBY NO NAMPIANTRANO AZY VOALOHANY RAHA NIAKATRA TETO ANTANANARIVO IZY. MPANAKANTO IRAY KOSA NO MBOLA ANANANY ALAHELO HATRAMIN’IZAO NOHO NY GAFY NATAONY.