Envoyer à un ami
Mon adresse e-mail :
Adresse email incorrect
Mon prénom et mon nom :
Remplir votre nom et prénom
L'adresse e-mail de mon ami(e) :
Adresse email incorrect
Commentaire pour mon ami(e) :
Mail envoyé avec succès.
Actualité Madagascar » Malagasy » Antananarivo
Antananarivo
Fokontany 30 hahazo fotodrafitr’asa
Edgard Razafindravahy (ankavia) nitafa amin’ny mponina notsidihiny tamin’ny sabotsy (Sary Claude Rakotobe)
Hanala fahasahiranana ny mponina eto an-drenivohitra ny kaominina Anta­nanarivo amin’ity taona 2012 ity. Fokontany miisa 30 no voakasik’izany.
Manampy ny sarambabem-bahoaka.
« Hananga­na foto-drafitr’asa maharitra ilain’ny mponina ao anatin’ny fokontany miisa 30 amin’ireo 192 eto an-drenivohitra ny kaominina Antananarivo mandritra ity taona 2012 ity. Ho famerenana sy fametrahana ny hasin’ny mponina sy ny hasin’ny tanàna no antony hirosoana ho amin’izany. Vola mitentina 10 tapitrisa ariary avy isaky ny fokontany no hoentina manatanteraka izany ». Izany no navoitran’ny filohan’ny delegasiona manokana
mitantana ny tanànan’Anta­nanarivo (Pds), Edgard Razafindravahy, nandritra ny fitsidihany ireo mponina teny Imamba Isoavi­maso­andro, ny sabotsy lasa teo.
Manomboka amin’ny herinandro (amin’ity herinandro ity) ny fananganana foto-drafitr’asa ao anatin’ireo fokontany nosafidiana ireo. Paompin-drano, toerana fanasan-damba, lalan-kely, toeram-pivoahana sy fidiovana fantatra fa mipaka mivantana amin’ny fiainan’ny mponina no foto-drafitr’asa hatsangana amin’izany. Amin’ny alalan’ny fiaraha-miasan’ny kaominina sy ireo mpiara-miombon’antoka ao anatin’ny tetik’asa 3P no hanatanterahana izany.
Namaly hetaheta
Ankoatr’izay dia fokontany miisa 40 no voakasik’ilay tetik’asa fanamboarana lalan-kely noho ilay fama­tsiam-bola azon’ny fanjakana avy amin’ny vondron’asa ­
frantsay momba ny fampandrosoana.
Tsy vitan’ny nitsidika fotsiny ireo mponina teny Imamba Isoavimasoandro ny Pdsn’Antananarivo fa namaly ihany koa ny hetaheta sy ny zavatra izay nangatahan’ireo mponina teny an-toerana. « Hitombo araka ny fangatahana nataonareo mponina tety ny foto-drafitr’asa efa namboarina. Hampitomboina efatra isa ny efitrano fianarana ao amin’ilay sekoly vao namboarina tamin’ny herintaona ary hosoloina ny tafo rehetra. Ny fiaraha-miasa noho ny fifampitokisana eo anivon’ny kaominina Antananarivo sy ny ben’ny tanànan’i Montélier, any Frantsa, izay manampy amin’ny alalan’ny tetik’asa 3P, no hahatanteraka izany », raha ny nambaran’ity tompon’andraikitra ity ihany.
Volana Rakotoharimanana
Réagissez
L'Express se réserve de publier ou pas vos réactions.
3000 caractères restants
Déjà abonné
Adresse mail:
Mot de passe:
Pas encore inscrit sur le site
s'inscrire ici
  • [ N° 5227 - 19/05/2012 ]
    Ambodimita - Mpampanofa kojakojana fiara hotsaraina
  • [ N° 5226 - 18/05/2012 ]
    Andohamandry - Foto-drafitr'asa avy amin’ny kaominina
  • [ N° 5225 - 16/05/2012 ]
    ANTANANARIVO - Entina sy alaina sary ny fiara tsaraina
  • [ N° 5223 - 14/05/2012 ]
    Fitaterana an-drenivohitra - Tsy hitokona ny mpitatitra
  • [ N° 5222 - 12/05/2012 ]
    Fitaterana - Tsy nahomby ny fifampidinihana
  • [ N° 5221 - 11/05/2012 ]
    Fitaterana - Mihena ny hofana fiara voaray
À voir aussi dans L'Express de Madagascar aujourd'hui
Fulgence détrône Haja
Le semi-marathon de Mahajanga en est déjà à sa dixième édition. Les anciens champions sont encore là et les habitués rempilent, mais les jeunes loups montrent les dents. Ambiance.
Naufrage d’un Kwassa-Kwassa
Un kwassa kwassa en provenance d'Anjouan a fait naufrage, samedi au large de Mayotte. Bilan, 5 morts, 15 disparus et 19 rescapés,
Iraimbilanja en cinq chansons
L'un des groupes phares des années '80, Iraimbilanja, malgré des débuts laborieux, a atteint les sommets. Leur histoire en cinq chansons.
Vingt arrestations et six blessés
Free FM a draîné du monde à Ambohijatovo. Les forces de l’ordre ont vivement réagi.
Actualité Madagascar » Malagasy » Antananarivo
Nos autres Titres

Presse
Code de déontologie des publications de L'Express de Madagascar

 

Puisque la liberté de la presse découle de deux droits humains fondamentaux, la liberté d’expression et le droit à l’information, elle nous donne des droits. Droits que nous ne saurons séparer des devoirs et responsabilités inhérents à la profession du journaliste. Le respect des droits d’autrui, les valeurs démocratiques, l’ordre public et le bien-être général sont les seules limites que nous nous imposons. Le code de déontologie du Groupe L’Express de Madagascar que nous présentons aujourd’hui, à l’occasion de la Journée mondiale de la liberté de la presse, définit les grandes lignes des principes que nous nous efforçons de respecter dans l’exercice de notre métier.

A lire aussi
Question pour les médias
C’est un sujet qui ne pouvait pas être passé sous silence. Le forum turco-africain des médias a été l’occasion pour ...
Mahajanga à feu et à sang
Le roi Andriantsoly de Boeny, frustré par le général Ramanetaka, gouverneur merina de Mahajanga, réunit ses fidèles ...
Newsletter
L'Express en ligne , recevez notre newsletter quotidienne, commentez nos articles
Consultations
LEMURECORDS