Actualité Madagascar » Malagasy
Hamboarina ireo lalan-kely simba
Dibo-kafaliana ireo mponina eny amin’ny faritra ivan’Ampefiloha Ambodirano raha nandre ny fampanantenan’ny PDS-n’Antananarivo, Razafindravahy Edgard (Sary Mamy Mael) Nitondra vahaolana. « Mendrika hamboarin'ny kaominina Antananarivo ny lalan-kely ifamezivezen’ireo mponina ety Ampefiloha Ambodirano. Hanomboka androany (omaly) ny fanamboarana izany mba hamerenana indray ny hasin'ity fokontany ity », hoy ny Filohan'ny delegasiona manokana mitantana ny tananan' Antanana­rivo, Razafin­dravahy Edgard, manoloana ny hetahetan'ireo mponin'ny fokontany Ampefiloha Ambodirano nandritra ny fitsidihany azy ireo omaly maraina.« Vonona ny hanampy anareo amin'ny fanamboarana toeram-pivoahana iombonana aho rehefa hita taratra fa madio sy voadionareo tsara ny tananantsika ety », hoy hatrany ity tompon'andraikitra voalohany eo ...
Ilaharana indray ny vary mora
Ilaharana indray ny vary mora amidy eny anivon'ny fokontany eto an-drenivohitra. Ny fanenjehan'ireo mponina amin'ny fokontany sasany tsy nahazo anjara intsony tamin'izany vary mora izany an’ireo fokontany akaiky azy no nahatonga izany. Ny fepetra sy ny fanapahan-kevitra noraisin'ny tompon'andraikitra misahana ny fitsinjarana ny vary mora no fototra niavian'ny filaharam-be. « Fokontany valo eo no tsy nanefa ny vidim-bariny ka nanapahan-kevitra tsy homena anjara intsony. Raha tsy nahazo anjara vary mora aza anefa ireo fokontany ireo dia afaka mividy izany any ...
Tetsy sy teroa
Rivo-doza mihaodi­haody Nahafeno fepetra ka lasa rivo-doza ilay faritra andro ratsy niforona tao amin'ny ranomasimbe Indiana. « Hilwa » no anarana iantsoana azy ary tany amin'ny 1 550 km atsinanan'ny moron-tsi­raka afovoany atsinanan’ ny Nosy no nisy ny foibeny omaly maraina tamin'ny sivy ora. Araka ny tompon' andraikitra misahana ny famantarana toetry ny andro dia tsy mbola hisy fiantraikany amin'ny toetry ny andro eto Mada­gasikara ny fisian'io rivo-doza io mandritra ny fivoarany. Fanorenana araha-masoNanentana ny mponina sy ny tompon'andraikitry ny ...
[ N° 5155 - 21/02/2012 ]
[ N° 5154 - 20/02/2012 ]
[ N° 5153 - 18/02/2012 ]
[ N° 5152 - 17/02/2012 ]
[ N° 5151 - 16/02/2012 ]
[ N° 5150 - 15/02/2012 ]
[ N° 5149 - 14/02/2012 ]
Autres titres
Le Cap-Vert au menu des Barea
Les Barea reprennent le chemin des stades. Ils sont en regroupement à Carion en vue du match contre le Cap-Vert.
La circulation fiduciaire effective
La grève à la Banque centrale dure maintenant depuis trois jours. Le fonctionnement n'est pas pour autant bloqué.
Douze blessés dans une quintuple collision
Dans une course folle, un taxi-be a percuté cinq véhicules, avant de faire un plongeon dans un ravin. Parmi ses occupants, douze passagers ont été blessés.
Les conditions de vie des enfants restent précaires
L'avenir des enfants ne connaît toujours pas d'amélioration. Il devient même critique.
Actualité Madagascar » Malagasy
Nos autres Titres

CYCLONE
Giovanna traverse le pays de part en part

Les sapeurs-pompiers dégageant un tronc d’arbre à Ambohijatovo (Photo Mamy Mael)  

Le cyclone Giovanna a laissé derrière lui un paysage de désolation lors de son passage dans plusieurs régions de l'île.

Politique
Retour raté de Marc Ravalomanana

Ravalomanana discutant avec un journaliste à bord du vol Airlink (Photo Afp)  

L'avion transportait l'anncien président Marc Ravalomanana a fait démi-tour samedi dernier, alors que ses partisans l'attendaient.

A lire aussi
Du « Karajia » au théâtre d'action
Au commencement, il y a le « mampiady karajia », sorte d'entraînement oratoire par lequel un homme développe en « ...
Le pain et le quotidien
L'Express a 17 ans aujourd'hui. Il n'y a pas de quoi pavoiser. Non pas que le journal est mal ...
Newsletter
L'Express en ligne , recevez notre newsletter quotidienne, commentez nos articles
Consultations
EMADEX FEVRIER 2012