Envoyer à un ami
Mon adresse e-mail :
Adresse email incorrect
Mon prénom et mon nom :
Remplir votre nom et prénom
L'adresse e-mail de mon ami(e) :
Adresse email incorrect
Commentaire pour mon ami(e) :
Mail envoyé avec succès.
Actualité Madagascar » Malagasy » Fitaterana
Fitaterana
Mihantona ny asa eny Androndra
Mbola tsy misy mangirana ilay fanamboarana toeram-piantsonan'ny taksiborosy eny Androndra ankehitriny (Sary Claude Rakotobe)
Efa herintaona mahery izao no tokony nanomboka ny fanamboarana tobim-piantso­nana eny Androndra. Nihantona tanteraka anefa ny asa noho ny antony ara-bola.
Tratry ny krizy. Toeram-piantsonan'ny taksiborosy miisa roa eto Madagasikara izao no fantatra fa mihantona tanteraka ny fanamboarana azy. Amin'ny ankapobeny dia noho ny fahasahiranana ara-bola eo amin'ireo mpandraharaha ara-tsolika, izay mpiara-miombon'antoka mivantana amin'ny minisiteran'ny Fitaterana, no mahatonga izany.
« Mbola mihemotra ny fanamboarana ilay toeram-piantsonana vaovao eny Androndra satria mbola tsy tapa-kevitra hanatanteraka izany ireo mpandraharaha ara-tsolika mpiara-miasa », hoy Rajoelison Rado, tale jeneralin'ny minisiteran'ny Fitaterana.
« Mbola miaina anaty fahasahiranana tanteraka izahay ankehitriny noho ny tsy mbola fisian'ny fampiakarana ny vidin-tsolika ka mahafaty antoka anay. Najanona ary noferana tokoa vokatr'izany ireo tetik'asa hafa sy fandaniam-bola miompana amin-javatra hafa. Rehefa tsapa ho mihatsara ny toe-draharaha ara-bola vao hiverina amin'ny laoniny izany », hoy ireo mpandraharaha ara-tsolika miara-miasa mivantana amin'ny minisiteran'ny Fitaterana.
Nangataka fanovàna
Etsy andaniny, tsy nifanaraka tamin'ny niheveran'ireo tompon'andraikitry ny kaoperativam-pitaterana ao amin'ny toeram-pian­tsonan'ny taksiborosy etsy amin'ny fasan'ny Karana ny drafitritrasa vaovao etsy Androndra. Nangataka sy nitaky ny hanovàna izany izy ireo.
« Tsy hita taratra ho miara-mahazo tombony ireo kaoperativa isan'isany amin'ilay drafitry ny toeram-piantsonana vaovao hamboarina eny Androndra. Tsy mba milahatra miaraka aty anoloana ny birao fividianana tapakilan'ireo kaoperativa tsirairay fa mitovy amin'ny drafitry ny toerana eto amin'ny Fasan'ny Karana ihany. Ny mba hanovàna izany no nangatahanay tamin'ireo
tompon'andraikitra mahefa. Mbola tsy nisy valiny anefa izany hatramin'izao », hoy Rakotondrainy Noely, komity mpiara-mitantana amin'ny zotra nasionaly eny amin'ny fasan'ny Karana Anosizato.

Volana Rakotoharimanana
Réagissez
L'Express se réserve de publier ou pas vos réactions.
3000 caractères restants
Déjà abonné
Adresse mail:
Mot de passe:
Pas encore inscrit sur le site
s'inscrire ici
  • [ N° 5154 - 20/02/2012 ]
    Tsangam-bato - Hampian’i kaominina ny Fanilon’i Madagasikara
  • [ N° 5153 - 18/02/2012 ]
    Alakamisy Anosiala - Narodan'i Giovanna ny Trano mora
  • [ N° 5152 - 17/02/2012 ]
    Fampianarana - Misy misoloky ireo mpampianatra FRAM
  • [ N° 5151 - 16/02/2012 ]
    ANTANANARIVO - Nanampy ireo traboina ny kaominina
  • [ N° 5149 - 14/02/2012 ]
    Fiarahamonina - Renibe 98 taona mbola manjaitra
  • [ N° 5147 - 11/02/2012 ]
    Fanamboarana kopia - Ray aman-dreny maro no manao fanitsiana
À voir aussi dans L'Express de Madagascar aujourd'hui
Un multirécidiviste abattu
Traqué par la police, un détrousseur a été abattu en pleine action. Il tentait d’opposer une résistance.
Japan Actuel’s jouera le match retour
En dépit de la déculottée essuyée à Mahamasina, Japan Actuel’s n’abdique pas. Au nom de l’esprit sportif, elle disputera le match retour à Lusaka.
Reprise ardue au tribunal Anosy
Service minimum annoncé chez les magistrats, depuis hier. Mais les usagers devront encore s'armer de patience.
L'avenir immédiat de l'amnistie en pointillés
À huit jours de l'expiration de la date fixée par la Troïka de la SADC, il est quasi certain que le régime n'arrivera pas à faire voter le projet de loi sur l'amnistie. La Feuille de route est en péril.
Actualité Madagascar » Malagasy » Fitaterana
Nos autres Titres

Presse
Code de déontologie des publications de L'Express de Madagascar

 

Puisque la liberté de la presse découle de deux droits humains fondamentaux, la liberté d’expression et le droit à l’information, elle nous donne des droits. Droits que nous ne saurons séparer des devoirs et responsabilités inhérents à la profession du journaliste. Le respect des droits d’autrui, les valeurs démocratiques, l’ordre public et le bien-être général sont les seules limites que nous nous imposons. Le code de déontologie du Groupe L’Express de Madagascar que nous présentons aujourd’hui, à l’occasion de la Journée mondiale de la liberté de la presse, définit les grandes lignes des principes que nous nous efforçons de respecter dans l’exercice de notre métier.

A lire aussi
Hova, Borizano et Merina, le même peuple
Le mot « hova », a trois significations suivant les régions. Ainsi en Imerina « Hova » désigne une classe ...
Dessine-moi un Président
Première urgence à laquelle je m'attèlerais, si j'étais Président, changer l'uniforme des élèves des écoles publiques. C'est Marc Ravalomanana qui ...
Gouvernerrement
Une équipe n'est pas un assemblage d'éléments pris ici et là, un racommodage d'individualités venues de tous les horizons. Le ...
Newsletter
L'Express en ligne , recevez notre newsletter quotidienne, commentez nos articles
Consultations
LEMURECORDS