Envoyer à un ami
Mon adresse e-mail :
Adresse email incorrect
Mon prénom et mon nom :
Remplir votre nom et prénom
L'adresse e-mail de mon ami(e) :
Adresse email incorrect
Commentaire pour mon ami(e) :
Mail envoyé avec succès.
Actualité Madagascar » Malagasy » FETIN’NY MPIFANKATIA
FETIN’NY MPIFANKATIA
Very momoka ireo fandaharam- potoana
Tsy afa-nanaotra. Nosem­banin'ilay rivo-doza « Gio­vanna » ny andron'ny fetin'ny mpifankatia, omaly. Saika diso fanantenana tamin'ny tsy fahatanterahan'ny fandaharam-potoana efa nomaniny avokoa mantsy ny ankamaroan'ireo izay nikasa hankalaza izany.
« Saika hijery Malok'ila izao izahay roa kely dia handeha hiara-hisakafo avy eo kanjo ratsy ny andro ka dia nijanona mihaino hirahira amin'ny finday ato an-trano », raha ny nambaran'Andriatsitohaina Gabriel mivady. « Afaka hatao foana ny fetin'ny mpifankatia isan'andro kanefa hafa ihany ny mankalaza azy amin'ny andro mifanaraka amin'izany. Nandamoka vokatr'ilay rivo-doza anefa ny fandaharam-potoana rehetra efa nomanina », hoy kosa Rafenomanantsoa Prisca sy ny fofombadiny.
Isan'ny nanolotra fanomezana ireo mpifankatia sy mpivady sasany teto an-drenivohitra ny avy ao amin'ny kaominina Antananarivo. « Mba ho fanamarihana izany andron'ny mpifankatia izany no anton’izao hetsika izao », hoy ny tompon'andraikitra nikarakara izany. Tahona raozy no natolotra ireo mpifankatia sy mpivady, omaly tolakandro.

Volana Rakotoharimanana
Réagissez
L'Express se réserve de publier ou pas vos réactions.
3000 caractères restants
Déjà abonné
Adresse mail:
Mot de passe:
Pas encore inscrit sur le site
s'inscrire ici
  • [ N° 5149 - 14/02/2012 ]
    Fiarahamonina - Renibe 98 taona mbola manjaitra
  • [ N° 5147 - 11/02/2012 ]
    Fanamboarana kopia - Ray aman-dreny maro no manao fanitsiana
  • [ N° 5146 - 10/02/2012 ]
    Fiarahamonina - Afaka sigara tao anatin'ny roa andro
  • [ N° 5145 - 09/02/2012 ]
    Fiarahamonina - Ankizy sahirana mianatra te-ho tafita
  • [ N° 5144 - 08/02/2012 ]
    Antananarivo - Mirongatra indray ny halatra
  • [ N° 5143 - 07/02/2012 ]
    EPP Anosipatrana - Tsy nety nampianatra ireo mpanabe
  • [ N° 5142 - 06/02/2012 ]
    Antananarivo - Fokontany 30 hahazo fotodrafitr’asa
À voir aussi dans L'Express de Madagascar aujourd'hui
Giovanna ravive des flammes
Le cyclone Giovanna a été la hantise des organisateurs de soirées liées à la Saint Valentin, cette année. Pourtant, ceux qui ont risqué ont réussi le pari.
La route nationale 3 coupée
Black out à Antananarivo
L'église catholique cambriolée
La paroisse Saint Louis de Gonzague a été la cible d'un cambriolage pendant le passage du cyclone. Deux amplificateurs et une table de mixage ont été dérobés.
Actualité Madagascar » Malagasy » FETIN’NY MPIFANKATIA
Nos autres Titres

Presse
Code de déontologie des publications de L'Express de Madagascar

 

Puisque la liberté de la presse découle de deux droits humains fondamentaux, la liberté d’expression et le droit à l’information, elle nous donne des droits. Droits que nous ne saurons séparer des devoirs et responsabilités inhérents à la profession du journaliste. Le respect des droits d’autrui, les valeurs démocratiques, l’ordre public et le bien-être général sont les seules limites que nous nous imposons. Le code de déontologie du Groupe L’Express de Madagascar que nous présentons aujourd’hui, à l’occasion de la Journée mondiale de la liberté de la presse, définit les grandes lignes des principes que nous nous efforçons de respecter dans l’exercice de notre métier.

A lire aussi
Faut-il avoir peur d’une migration démographique
La vraie sortie de crise serait de passer par des élections très crédibles, justes et transparentes, à charge pour le ...
Newsletter
L'Express en ligne , recevez notre newsletter quotidienne, commentez nos articles
Consultations
LEMURECORDS