Filazana manjo : Muriel Claudia RANDRIANARIDERA


Amin'alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo tapaka sy namana ary havana fa nandao antsika i

Muriel Claudia RANDRIANARIDERA

ny zoma 16 martsa 2018

Hoy Ny vadiny : Lalaina Christophe ANDRIAMAMPIANINA Ny zanany : Jade sy Ruby ANDRIAMAMPIANINA Ny ray aman-dreniny : Claude sy Olga RANDRIANARIDERA Ny rafozany : Veloarisinina sy Solomalala RABEMANANORO Ny iray tampo aminy : - Itompokolahy Jean-Eric RANDRIANARIDERA - Tedson Solohery RANDRIANARIDERA Ny iray tampo amin'ny vadiny : - Voahirana RATOVOHERISOA sy Henri MAKARISON ary ny zanany - Faniry RABEMANANORO sy Nasolo-Valiavo ANDRIAMIHAJA ary ny zanany - Felana ANDRIAMAMPIANINA sy Falihery RAJAOBELINA ary ny zanany - Fetra David ANDRIAMAMPIANINA sy Rabodovolaniaina RAMAHATRA ary ny zanany - Rabe RABEMANANORO sy Anne-Sophie HAINSSELIN ary ny zanany - Ratia RABEMANANORO sy Sarah HUSSON ary ny zanany Ny fianakaviana iray manontolo any Frantsa sy eto Madagasikara.

Ny razana dia ho avadika lavenona ao amin'ny Cimetière du Père Lachaise -75020 Paris izay atrehan'ny fianakaviana akaiky ihany.

Ito no solon'ny fampandrenesana.

Miala tsiny ho an'ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenon-drano be loatra.

Plus récente Plus ancienne